Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : fandraotra
|
|
|
Ohabolana 1 | Fandraotra manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [2.558]
Kifafam-bolo manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [2.558]
Kofafam-bolo : manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [2.415 #6473, 2.653 #1281]
|
Dikanteny frantsay | Peigne à cheveux : il nettoie la tête des autres, mais sa bouche à lui est pleine de saletés. [2.415 #6473]
|
Fanazavana frantsay | Vouloir réformer les autres sans se réformer soi-même. [2.415 #6473]
|
|
|
Ohabolana 2 | Sola miady fandraotra, banga miady laingo : tsy ho toy izany akory! [2.558 #3933]
Sola miady fandraotra, banga miady laingo : tsy ho toy izany tsy akory. [2.415 #2138, 2.653 #2924]
|
Dikanteny frantsay | Chauve qui dispute un peigne, édenté qui dispute de l' herbe à nettoyer les dents : non, il ne convient pas qu' il en soit ainsi. [2.415 #2138]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui sont perpétuellement en disputes. [2.415 #2138]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|