| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : fianarana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Raha mahay dia fianarana, fa raha tsy mahay feno arina. [2.165]
Raha mahay fianarana, raha tsy mahay feno arina. [2.415 #3416]
|
| Dikanteny frantsay | Celui qui est habile est un exemple (aux autres), mais celui qui ne l' est pas est un objet de moquerie (litt. est couvert de charbon). [2.165 #1608]
S' il est habile il sert de maître, s' il ne l' est pas il est déshonoré. [2.415 #3416]
|
| Fanazavana frantsay | Ce proverbe repose sur un jeu de mots entre "fianarana" et "feno arina" . [2.165]
Jeu de mots : fianarana et feno arina. [2.415 #3416]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|