Teny iditra | 1 mahay |
Fototeny | 2 hay |
Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako 5 Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io 6 Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra 7 Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora 8 afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho 9 Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 able, clever, competent. It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing. 11 to know, to be able [1.2] 12 able, clever [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 savoir [1.3, 1.13] 14 capable, compétent 15 connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire [1.3#205] 16 savoir faire, être capable [1.8] |
Ohatra |
17 Mato-tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady; [1.381#] 18 Tsy manana fiadiana sady tsy tia ady no tsy mahay miady. [2.508#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |