Fizahan-teny

Ohabolana : fijery

Ohabolana 1Ambony fipetraka, fa ambany fijery. [2.415 #2]
Dikanteny frantsayIl est placé au-dessus de tout, et voit tout au-dessous de lui. [2.415 #2]
Fanazavana frantsayCe proverbe se disait de Dieu, mais aussi d'un chef, d' un village perché sur une hauteur, etc... [2.415 #2]

Ohabolana 2Avo fijery Andriamanitra, ka mahita ny takona. [2.974 #51]
Avo fijery ny Andriamanitra, ka mahita ny takona. [2.653 #327]
Dikanteny frantsayDieu regarde d’en-haut, aussi voit-il jusque dans le secret. [2.974 #51]

Ohabolana 3Nefa aho tsy dia tevan-tia hena, na mamba tia morona. [2.653 #2098]
Nefa aho tsy tevan-tia hena, na mamba tia morona, ka aza ratsy fijery. [2.558]

Fizahan-teny