Teny iditra | mamba | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | [Tandroy] voay ngeza [Rakotosaona 1975] | ||||
Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany [Rajemisa 1985] | |||||
Fandikana anglisy | a crocodile (a Bantu word) [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | crocodile (mot bantou) [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | ||||
Teny mitovy hevitra | fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ trimo ~ vily ~ voae ~ voay | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny mamba io Ohabolana misy io teny mamba io | ||||
Haianarantany | |||||
Sary |
| ||||
Teny iditra | mamba | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Olona goavambe ¶ Olona be tenda, be kibo [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | Se disait des colosses et des goinfres [Veyrières 1913] | ||||
Teny iditra | Mamba | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||
Fandikana frantsay | Affluent de l' Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo [3.1] | ||||
Voambolana | Haitoetany: renirano, farihy | ||||
Tsipelina hafa | Imamba | ||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny Mamba io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |