Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : firenena
|
|
|
Ohabolana 1 | Na dia eran' ny akotry iray aza, tsy azo amidy amin' ny firenena hafa ny taniko, fa amin' ny oloko ihany no azo amidy. [2.415 #296]
Na dia tsivalan-dia aza, tsy azo amidy amin' ny firenena hafa ny taniko, fa amin' ny oloko ihany no azo amidy. [2.415 #296]
|
Dikanteny frantsay | Ma terre ne peut pas être cédée aux étrangers, pas même la dimension d' un grain de riz ou la longueur d' un pied ; elle ne peut être vendue qu' à mes sujets. [2.415 #296]
|
Fanazavana frantsay | Paroles prononcées par les divers souverains de l' Imerina pour refuser aux étrangers le droit d'acquérir la terre ; on les employait pour signifier tout refus de terrain. [2.415 #296]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|