|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : hadilanana

Ohabolana 1Tsingala ambany rano, ka mitady izay hahafatesan' ny omby, hadilanana ka mitady izay haharovitra ny lamba. [2.558 #4442]
Tsingala : ambany rano, mitady izay hahafatesan' ny omby ; hadilanana, mitady izay haharovitra ny lamba. [2.415 #2470, 2.653 #3312]
Dikanteny frantsayInsecte tsingala : dans l' eau, il cherche la mort des boeufs ; passage étroit, il est la perte des lamba qu' il déchire. [2.415]
Fanazavana frantsayLes Malgaches croyaient que le tsingala était mortel pour l'animal qui l' avalait, et on déchire son lamba dans les sentiers étroits ; ce proverbe se disait de ceux qui étaient victimes de machinations, de tromperies, de séductions. [2.415 #2470]

Fizahan-teny