Fizahan-teny

Ohabolana : halady

Ohabolana 1Ny sanatria tsy mahafefy loza, ny halady tsy mahafaka ny fahafatesana. [2.558 #3240]
Ny sanatria tsy mahafehy ny loza; ny halady tsy mahafaka ny fahafatesana. [2.415 #2908, 2.653 #2413]
Dikanteny frantsayLe mot : Dieu nous préserve, ne peut pas enchaîner le malheur, les excuses ne préservent pas de la mort. [2.415 #2908]
Fanazavana frantsayC' est inéluctable. [2.415 #2908]

Fizahan-teny