Teny iditra halady (lady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hafainganana, hamorana mahamasaka, mandre: Loza izany raha haladin' izay vilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La promptitude, la finesse de l'oreille [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra halady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fialan-tsiny; fanaovana aza fady
Fitsapana alahelo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An apology, an excuse [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Excuse, pardon, précautions oratoires; visite de condoléances [1.3]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/03