Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : hataina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza mandrava trano mafy, ka mitady izay romoromony hataina. [2.165 #694]
Aza mandrava trano mafy ka mitady ny romoromony hataina. [2.558 #671] Mandrava trano mafy, ka mitady izay romoromony hataina. [2.415] Mandrava trano mafy, ka mitady izay sombintsombiny hataina. [2.415] Mandrava trano mafy : mitady izay romoromony hataina. [2.558 #2075] Mandrava trano mafy: mitady izay Mandrava trano mafy: mitady izay sombintsombiny hataina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Gens qui renversent une maison solide et en cherchent les morceaux pour servir de bois à brûler. [2.415 #2389]
Ne détruisez pas une maison solide pour avoir quelque chose à brûler. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui dissipaient l'héritage des ancêtres, et de ceux qui abandonnaient une bonne affaire pour se lancer dans de mauvaises. [2.415 #2389] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||