Teny iditra hataina (taina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampirehetina hatao kitay: Raha bozaka kely io no hatainao, tsy hahamasa-bary ianao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hataina, hataiko, hatainao, hatainy, hataintsika, hatainay, hatainareo, hatain', hatain-, hataim-, hatai-
Ny lasa : nohataina, nohataiko, nohatainao, nohatainy, nohataintsika, nohatainay, nohatainareo, nohatain', nohatain-, nohataim-, nohatai-
Ny hoavy : hohataina, hohataiko, hohatainao, hohatainy, hohataintsika, hohatainay, hohatainareo, hohatain', hohatain-, hohataim-, hohatai-
Filaza mandidy : hatao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05