Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : herikerika
|
|
|
Ohabolana 1 | Tsy satrin' ny mpiasa ny ho be herikerika, fa ny mpanatitsakafo no mivezivezy. [2.558 #4790]
Tsy satrin' ny mpiasa ny miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.415 #3422]
Tsy satrin’ ny mpiasa no miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.653 #3577]
|
Dikanteny frantsay | Si le travailleur des rizières se retourne, ce n' est pas qu' il le veuille, mais c' est que le porteur de vivres rôde çà et là. [2.415 #3422]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des envoyés qui changent les termes de la commission : ce n' est pas la commission qui veut être changée mais c' est le commissionnaire qui la change. [2.415 #3422]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|