Teny iditra | mpiasa (asa) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana. [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A worker, an employee [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Travailleur, employé [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | mpiasa an-trano ~ mpiasa tany ~ mpiasam-panjakana | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpiasa io | ||
Fivaditsoratra | ampasy, ampisa, asampy, mpiasa, sampay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |