|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : Imavolahy

Ohabolana 1Ny tongotr' omby an' Imavolahy, fa ny totohondry an' Iboto. [2.558 #3322]
Ny tongotr' omby an' Imavolahy; ny totohondry an' Iboto. [2.165]
Ny tongotr' ondry an' Imavolahy, ny totohondry an' Iboto. [2.415 #989]
Ny tongotr’ ondry any Mavolahy : ny totohondry any Iboto. [2.653 #2512]
Dikanteny frantsayLes pattes du mouton sont pour Mavolahy et les coups de poing pour Boto. [2.415 #989]
Les pieds du bœuf sont pour Imavolahy; quant à Iboto, il n' a que ses poings (à ronger). [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe fait d' assonance : tongotr' ondry et totohondry se disait des parents qui montraient de la partialité envers leurs divers enfants. [2.415 #989]
Ce proverbe renferme un jeu de mots sur "tongotr' omby" et "totoHondry" . [2.165]

Ohabolana 2Raha homam-bary tsy naketsa dia misakana Imavolahy. [2.558 #3577]
Raha homam-bary tsy naketsa, misakana Imanambahy. [2.415 #4315, 2.165]
Dikanteny frantsaySi vous mangez du riz que vous n' avez pas planté, Imanambahy vous arrêtera. [2.415 #4315]
Si vous mangez du riz que vous n' aviez pas planté, Imanambahy vous arrêtera. [2.165]
Fanazavana frantsayOn vous prendra pour un voleur. [2.415 #4315]
Parce qu' il pensera que vous l'avez volé, ou que vous vous l'êtes procuré par d' autres moyens illicites. [2.165]

Fizahan-teny