Fizahan-teny

Ohabolana : isaina

Ohabolana 1Na manga aza ny voantay, tsy mba nisain' ny olona ho tsikovoka akory. [2.558 #2726]
Tsy misy manga noho ny voantay ; fa ratsy mpilaza, ka tsy mba nisain' ny olona ho tsikovoka. [2.415 #3085]
Tsy misy manga noho ny voantay, fa ratsy mpilaza ka tsy nisain' ny olona ho tsikovoka. [2.558 #4729]
Dikanteny frantsayRien n' est aussi beau qu'un bousier mais parce qu' on a mal parlé de lui, il n' est pas compté parmi les dytiques. [2.415 #3085]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui ont mauvaise réputation. [2.415 #3085]

Ohabolana 2Tsy misy manga noho ny voantay ; fa ratsy mpilaza, ka tsy mba nisain’ ny olona ho tsikovoka. [2.653]

Fizahan-teny