|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : lavabary

Ohabolana 1Vary maniry an-davabary, ka mitaroka anatin' ny maizina. [2.165 #2196, 2.558 #314]
Vary maniry an-dava-bary : mitaroka anatin' ny maizina. [2.653 #3620]
Dikanteny frantsayQuand le riz germe dans la fosse, il pousse dans les ténèbres. [2.165]

Fizahan-teny