Teny iditra lavabary
Singan-teny lava- (lavaka) ; -bary (vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] sompitra [1.78]
Fanazavàna teny anglisy [ lava-bary ] A rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ lava-bary ] Trou creusé dans la terre pour y conserver le riz [1.3]
Fanazavàna teny anglisy A pit for storing rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier [1.8]
Ohatra 
1Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana. [1.381]
2Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra. [2.59]
3Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21