| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mahamora
|
|
|
| Ohabolana 1 | Ny teny malemy mahamora harena. [2.165 #375, 2.653 #2440, 1.1]
Ny teny mora mahamora harena (tsy maha-sarotiny). [2.558 #3282]
Teny malemy mahamora harena. [2.974 #68]
|
| Fanazavana malagasy | Ny resaka am-pilaminana sy an-kamorana mahatonga ny tompontrosa halefaka, na ny teny malemy mampitony ny hatezerana. [1.1]
|
| Dikanteny frantsay | Les paroles douces facilitent (l' acquisition de) la richesse. [2.165 #375]
Une parole douce rend suaves les relations. [2.974]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|