| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mamo
|
|
|
| Ohabolana 1 | Betsileo mamo ka toraky ny omaly tsy miova. [2.558 #886]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Mamo mikaike polisy. [1.68]
Ny mamo indray no miantso fokonolona:. [2.558 #198]
Ny mamo indray no miantso polisy. [1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Ny mamo indray no miantso polisy. [1.1]
Enti-milaza ny mamo mitabataba ka manintona ny mason' ny polisy; heviny: ny olona manao ratsy indray no mitolo-tena amin' ny manam-pahefana. [1.1]
|
| Dikanteny frantsay | Un ivrogne qui appelle la police. [1.68]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Nahoana no doroka alohan' ny mamo ? [2.558]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|