Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mangata-maso
|
|
|
Ohabolana 1 | Mangata-maso ohatra ny mpihaingo vao tampohiny. [2.558]
|
|
|
Ohabolana 2 | Ny mangataka am-bava leo ihany, fa ny mangata-maso no tsy tanty. [2.165 #2240, 2.415 #5124, 2.653]
Ny mangataka am-bava leo ihany, fa ny mangata-maso no tsy toha. [2.558 #3113]
|
Dikanteny frantsay | Demander en paroles n' est pas terrible, mais mendier (approbation ou compliments) du regard (et ne rien obtenir!) est insupportable. [2.165 #2240]
On peut résister à celui qui demande en paroles ; on ne résiste pas à celui qui demande avec les yeux. [2.415 #5124]
|
Fanazavana frantsay | Se disait de la passion. [2.415 #5124]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|