|
|
|
|

Teny iditra1  mangata-maso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy sahy miteny fa ny maso no apitrapitra toa mitalaho mafy
Singan-teny  4  mangataka, maso
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny mangata-maso io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07