Fizahan-teny

Ohabolana : mijaly

Ohabolana Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao fo hijaly. [Houlder 1895]
Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao foi-jaly. [Veyrières 1913 #5325]
Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao fo mijaly. [Rinara 1974 #265]
Dikanteny frantsay Bien traité en votre présence, mais abandonné quand vous n' êtes plus là. [Veyrières 1913 #5325]
Tant que je suis auprès de vous, j' ai des caprices (que vous me passez); mais quand je serai loin, j' aurai à souffrir. [Houlder 1895]

Fizahan-teny