Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mirehoka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Kitoatoa vary amin’ anana: ao ny sendra hena, fa ny sendra sakay dia mirehoka. [2.415 #2710, 2.653 #1272, 2.165]
Kitoatoa vary amin’ anana: ao ny sendra hena, fa ny sendra sakay dia misioka. [2.653 #1272] Kitoatoa vary amin' anana : ao ny sendra hena, fa ny sendra sakay misiaka. [2.415 #2710] Kitoatoa vary amin' anana : ao ny sendra hena, fa ny tojo sakay dia mirehoka. [2.558 #1655] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On pique dans un plat de riz et de légumes: l' un attrapera peut-être de la viande, mais celui qui tombera sur du piment se mettra à cracher. [2.165]
Quand on mange à la fortune du pot, du riz avec des herbes, il y en a qui trouvent de la viande, mais ceux qui trouvent du piment sifflent de dépit. [2.415 #2710] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La fortune ne favorise pas tout le monde. [2.415 #2710] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||