Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mitokelaka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Banga mihomehy ka any ivoho vao mitokelaka. [2.558 #842]
Banga mihomehy : miamboho vao mitokelaka. [2.415 #6447, 2.653 #730, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo olona mba mahalala menatra ihany ka tsy sahy mampiseho ny toetra ratsy imasom-bahoaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Édenté qui rit : il se retourne pour éclater de rire. [2.415 #6447] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il serait confus de montrer sa bouche sans dents. [2.415 #6447] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||