Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mitratraingo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||