Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : miziriziry
|
|
|
Ohabolana 1 | Sikidim-boka, ny tohan' aina : miziriziry, ny aretina toa hanapa-kozatra. [2.558 #3878]
Sikidim-boka: ny tokin’ aina miziriziry, fa ny aretina no hanapaka ozatra. [2.415 #134, 2.653 #2890]
|
Dikanteny frantsay | Lépreux qui consulte le sikidy : on a beau lui promettre monts et merveilles, la maladie lui coupe les nerfs. [2.415]
|
Fanazavana frantsay | On ne peut rien contre le destin, le sikidy ne fait que manifester le destin ; sens général : le conseil est excellent mais la difficulté reste. [2.415]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|