|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : moraina

Ohabolana 1Toy ny aretina ny alahelo : ao ny morainy, ao ny sarotiny. [2.653]
Toy ny aretina ny alahelo: ka ao ny morainy, ao ny sarotiny. [2.165 #1021]
Toy ny aretina ny alahelo, ka ao ny morainy ary ao ny sarotiny. [2.558 #4265]
Dikanteny frantsayLe chagrin est comme la maladie: pour les uns il est bénin, pour les autres il est aigu. [2.165]

Fizahan-teny