Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mpanony
|
|
|
Ohabolana 1 | Faly raha tonga ny rano fanala kenda, raha malahelo ka misy mpanony, raha lavo ka misy mpanarina. [2.165, 2.558]
Faly raha tonga ny rano fanala kenda, raha malahelo ka misy mpanony, raha lavo no misy mpanarina. [2.415 #808, 2.653 #889]
|
Dikanteny frantsay | Nous sommes heureux, car l'eau est arrivée pour dégager le gosier obstrué ; malheureux nous avons un consolateur ; tombés à terre, nous avons quelqu' un qui nous relève. [2.415 #808]
On est content de trouver de l' eau quand on étouffe, un consolateur quand on a du chagrin, quelqu' un qui vous relève quand on est tombé. [2.165]
|
Fanazavana frantsay | Paroles dites aux protecteurs. [2.415 #808]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|