Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mpitarika
|
|
|
Ohabolana 1 | Bingo ny mpitarika ka tailam-pamindra ny mpanaraka. [2.558 #903]
Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka. [2.415 #762, 2.653 #772, 1.1]
|
Fanazavana malagasy | Izay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky ny olona entina. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Conduit par un bancal on ne marche pas droit. [2.415 #762]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des inférieurs conduits par de mauvais chefs et qui leur ressemblaient. [2.415 #762]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|