Teny iditra | fandeha (leha) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny Dia: Adanodano ny fandehanao Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao? Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | La manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [1.3] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fandeha io | ||||
Teny iditra | fandeha | ||||
Sokajin-teny | mpampitohy | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Yet, but. See nefa. [1.2] | ||||
Mpanahaka | kandeha ~ nefa | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |