Fizahan-teny

Ohabolana : rangaina

Ohabolana 1Tsy hotroñina karaha ñy ara-my, ary tsy rangaina karaha ñy ramihavoña, fa izañy manam-pañahy na dia bitika aza dia ray aman-drenin' olona. [2.165]
Fanazavana malagasyTsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [2.165]

Fizahan-teny