Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : rira | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mateza lelafina tahaka ny rira. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny faharetany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohabolana io). [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||