|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  tahaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1]
4 dika mitovy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 like, similar to [1.2#599, 1.7]
6 as [1.2#599]
Fanazavàna teny frantsay  7 semblable, pareil [1.8]
8 copie [1.13]
Ohatra  9  ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324]
10  Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470#12]
11  Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472#86]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 7 misy io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 26  taka
Sokajin-teny  27  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (3/3) 29  ta-haka
Singan-teny  30 ta, 31 maka
Sokajin-teny  32  kambanteny

Fivaditsoratra  33 hakata, 34 Hatàka, hataka, tahàka, ta-haka, tahaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07