| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : romborombo
|
|
|
| Ohabolana 1 | Didian' ny antsy no misy romoromo, fa ny didian' ny vava tsy mba misy romoromo. [2.653 #840]
Didian' ny antsy no misy romoromo, fa ny didian' ny vava tsy misy romoromo. [2.558 #985]
Ny didian' ny antsy mbola misy romborombo, fa ny didian' ny lela tsy mba misy romborombo. [2.415 #3285]
Ny didian' ny antsy mbola misy romoromo, fa ny didian' ny lela tsy mba misy romoromo. [2.415 #3285]
|
| Dikanteny frantsay | Ce que le couteau a coupé offre toujours quelques aspérités mais ce que la langue tranche et coupe n'en offre pas. [2.415 #3285]
|
| Fanazavana frantsay | Une chose dont on convient est arrêtée et conclue. [2.415 #3285]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|