Teny iditra antsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Rakotosaona 1972]
 Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a knife [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay canif [Abinal 1888]
 couteau dont la lame se replie [Abinal 1888]
Famaritana frantsay couteau [Hallanger 1974, SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra antsibe
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Dia ny antsy izany no mahery! [Dahle: Angano, takila 159]
2Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [FOFAFIPE: Tongavola, takila 26]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29