Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : tanontanonina
|
|
|
Ohabolana 1 | Hoditra azon' antitra : tsy hanina fa tanontanonina foana. [2.415 #1814]
Hoditra azon’ antitra : tsy hanina, fa tanontanoniny foana. [2.653 #1090]
Hoditra azon' antitra : tsy haniny fa tanontanoniny foana. [2.558 #1363]
|
Dikanteny frantsay | Vieillard qui a pris une peau : il ne la mange pas, mais il reste assis à côté. [2.415 #1814]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui prenaient par pure malice, sans pouvoir se servir de ce qu' ils prennent ; le vieillard n' a pas de dents, il ne peut pas mâcher la peau. [2.415 #1814]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|