Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : teza
|
|
|
Ohabolana 1 | Miandry teza ho lavo. [2.415 #3354, 1.1]
Tsy mety raha dia miandry teza ho lavo. [2.558 #4589, 2.653 #3408]
Tsy mety raha miandry teza ho lavo, na mirary harena ho lovana. [2.558 #4639]
|
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny fiandrasana ny tompon-javatra iray – na vavolombelona – ho faty vao manaraka an' io zavatra io. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Attendre que ceux qui se tenaient debout, tombent. [2.415 #3354]
|
Fanazavana frantsay | Cette expression se disait de ceux qui laissent disparaître les témoins pour faire plus tard d'injustes réclamations. [2.415 #3354]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|