Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : tokotany
|
|
|
Ohabolana 1 | Izaho anie koa nifafa tokotany nanodidina ny trano, vao afa-kopakopaka. [2.415 #203]
|
Dikanteny frantsay | Il m' a fallu balayer l' emplacement autour de la maison, pour me délivrer de tout embarras. [2.415]
|
Fanazavana frantsay | Une des comparaisons proverbiales du roi Andrianampoinimerina exprimant ce qu' il a souffert pour fonder son royaume ; les pères de famille l' employait vis-à-vis de leurs enfants. [2.415]
|
|
|
Ohabolana 2 | Ny ro no tsy atoraka : ny tokotany mahalana. [2.558]
Ny ro tsy atoraka : ny tokotany mahalana. [2.653 #2408]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|