|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : Tsimadilo

Ohabolana 1Aza manao toy Itsimadilo manaraka mpandranto, ka ny an-tanana ihany no manaraka. [2.415 #2693]
Aza manao toy ny tsimadilo manaraka mpandranto, ka ny an-tanana hiany no manaraka. [2.653]
Aza manao Tsimadilo manara-mpandranto. [2.415 #4368, 2.165]
Tsimadilo manaraka mpandranto, ka ny an-tanana no manaraka. [2.558]
Tsimadilo manaraka ny mpandranto, ka ny an-tanana no manaraka. [2.165 #1176]
Tsy mety raha manao Tsimadilo manaraka mpandranto : ny an-tanana indray no manaraka. [2.415 #2693, 2.653]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme Tsimadilo suivant un marchand pour faire fortune au loin : ce qu' il avait lui glisse des mains. [2.415 #2693]
Ne faites pas comme un Tsimadilo qui suit un marchand. [2.415 #4368]
Ne faites pas comme un Tsimadilo suivant un marchand. [2.165]
Un Tsimadilo suivant un marchand, il perd bientôt ce qu' il avait. [2.165]
Fanazavana frantsayLa légende rapporte que Tsimadilo se mit à la suite d' un commerçant pour faire fortune ; il perdit ce qu' il avait, ne rencontra pas la fortune qu' il cherchait, et mourut en route. Ce proverbe se disait des choses de longue durée et incertaines. [2.415 #2693]
Les gens du clan Tsimadilo étaient réputés pour être des commerçants très malchanceux. [2.165]
On disait que les Tsimadilo étaient malheureux dans le commerce. [2.415 #4368]

Ohabolana 2Tsimadilo manao ratsy an-trano : ny iray no manao ka ny betsaka no voasoketa. [2.558 #4433]
Tsimadilo manao ratsy an-trano: ny iray no manao, ka ny maro no mahazo loza. [2.165 #1178]
Tsimadilo manao ratsy an-trano : ny iray no manao, ka ny maro no mahazo loza. [2.415 #3074]
Dikanteny frantsayUn ouistiti salit sa maison : c' est lui seul qui l' a fait mais tous souffrent de la mauvaise odeur. [2.415 #3074]
Fanazavana frantsayUn Tsimadilo qui salit la maison: c' est le fait d' un seul, mais plusieurs en sont blâmés (à cause de la mauvaise odeur). [2.165]

Fizahan-teny