Teny iditra maro
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro
Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Many [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Beaucoup, nombreux [1.8]
Ohatra 
1ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. [2.324]
2Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [2.471]
Sampanteny 
Tovy hevitra betsaka
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11