|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : vadintany

Ohabolana 1Manadala vadintany, hoatry ny mpamosavy be molotra. [2.415 #151]
Manadala vadintany, ohatra ny mpamosavy be molotra. [2.653]
Manadala vadintany toa mpamosavy be molotra. [2.558]
Dikanteny frantsayEmbarrasser les envoyés du gouvernement comme les sorciers qui ont de grosses lèvres. [2.415 #151]
Fanazavana frantsayAllusion au poison tanguin qu' on administrait aux sorciers : les sorciers à grosses lèvres étaient tellement laids qu'ils effrayaient les justiciers. [2.415 #151]

Ohabolana 2Raha mahay no vadintany, fa raha tsy mahay avadiky ny tany. [2.558 #3604]
Raha mahay no vadintany, fa raha tsy mahay dia avadiky ny tany. [2.415 #3417]
Raha mahay no vadintany; fa raha tsy mahay dia havadiky ny tany. [2.653]
Dikanteny frantsayS' il est habile il est agent du gouvernement dans les provinces ; mais s' il ne l' est pas, les provinces le secouent et le rejettent. [2.415 #3417]
Fanazavana frantsayJeu de mots : vadintany agent du gouvernement dans les provinces, et avadiky ny tany secoué et rejeté par les provinces. [2.415 #3417]

Fizahan-teny