|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : vonjeo

Ohabolana 1Keliray mahazo jiolahy, ka tano fa azoko, vonjeo aho fa lasany. [2.415 #712]
Keliray mahazo jiolahy : vonjeo aho fa azoko izy fa lasany aho. [2.558 #1608]
Keliray mahazo jiolahy : vonjeo aho, fa azoko izy ka lasany aho. [2.415 #712]
Kely ray nahazo jiolahy: "Tano fa azoko, vonjeo aho fa lasany". [2.165]
Keliray nahazo jiolahy : "Vonjeo aho, fa azoko izy, ka lasany aho". [2.653 #1254]
Dikanteny frantsayNain qui s' empare d' un brigand : au secours, s' écrit-t-il, car je l' ai saisi et il m' entraîne. [2.415 #712]
Un petit homme qui a attrapé un voleur (ou brigand): "Au secours, je le tiens, mais il m' emporte!". [2.165]
Fanazavana frantsayLes petits, exploités par les grands, peuvent les menacer et c' est tout ; se disait aussi de tous ceux qui étaient exploités sans pouvoir se défendre. [2.415 #712]

Fizahan-teny