|
|
|
|

Teny iditra1  jiolahy
Singan-teny  2  jio, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a robber
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] bandit
Ohatra  6  [2.4] jiolahy nampisehoam-bola, ny lavitra azy ihany no tsara.
7  [2.117] Namidin' ireo jiolahy kosa ny temitra vita ka niroborobo ny varotra.
Kamban-teny 
Lohateny  10  Dondro, zana-jiolahy (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny jiolahy io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01