Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : zehena | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ilay mitondra hodi-nato : ka sady zehena no didiana. [2.558 #1408]
Ny hodi-nato no sady zehena no didiana. [2.558 #3036] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny lanitra tsy ferana, ny masoandro tsy Ny lanitra tsy ferana, ny masoandro tsy zehena, ary ny tany tsy refesina. [2.415 #230] Ny manjaka toy ny lanitra, ka tsy azo refesina; toy ny masoandro, ka tsy azo tohaina. [2.415 #232, 2.653] Ny manjaka toy ny lanitra, ka tsy azo refesina; toy ny masoandro, ka tsy azo zehena. [2.415 #232, 2.653] Ny masoandro tsy azo zehena. [2.415 #234] Ny mpanjaka toy ny lanitra ka tsy azo refesina, ary toy ny masoandro ka tsy azo tohaina. [2.165] Ny mpanjaka toy ny lanitra ka tsy azo refesina, ary toy ny masoandro ka tsy azo zehena. [2.558 #3157, 2.165, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny fahefan' ny mpanjaka izay tsy refersai-mandidy ary tsy toherin-teny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le ciel n' est pas limité, le soleil n' est pas mesuré, la terre est incommensurable. [2.415 #230, 2.165]
Le souverain est comme le ciel et on ne peut le limiter, il est comme le soleil et on ne peut le mesurer (ou: on ne peut s' y opposer). [2.165 #1399] Le souverain est comme le firmament : on ne peut pas le mesurer ; il est comme le soleil : on ne peut ni l' arrêter ni le mesurer par empans. [2.415 #232] Le souverain est comme le soleil qui ne peut pas se mesurer par empans. [2.415 #234] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L'autorité du souverain est sans bornes. [2.415 #232]
Se disait du souverain. [2.415 #230] Son autorité est sans bornes. [2.415 #234] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Tsy refesina-manjaka, tsy zehena-manjaka. [2.415 #265] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne mesure le souverain ni par empans ni avec la brasse. [2.415 #265] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait le pouvoir absolu du souverain. [2.415 #265] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||