Teny iditra mpanjaka (zaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the sovereign [Richardson 1885]
Fandikana frantsay roi, reine, souverain [Abinal 1888]
Endriteny 
mpanjaka
mpanjakako
mpanjakanao
mpanjakany
mpanjakantsika
mpanjakanay
mpanjakanareo
mpanjakan'
mpanjakan-
Ohatra 
1Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina". [Andraina: Mitaraina, takila 109]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra Mpanjaka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fandikana anglisy boky anankiroa ao amin' ny Baiboly: 1 Mpanjaka, 2 Mpanjaka [Baiboly]
 two of the books of the Bible: 1 Kings, 2 Kings [Baiboly]
Fandikana frantsay deux des livres de la Bible: 1 Rois, 2 Rois [Baiboly]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31