| Teny iditra | aboaboina (aboabo (abo)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Avoavoina, aingaingaina, ambonina Deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy Asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely [1.1] | |||||||||
| To be exalted, to be elevated [1.2] | |||||||||
| Qu'on vante, qu'on exalte [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy
[1.1] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/04 |
|