| Teny iditra | adabovavy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | adabo, vavy | |
| Karazan' adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka ataon' ny olona fanome ny omby afahy (Ficus cocculifolia subsp. sakalavarum) [1.1] | ||
| C’est l’Adabobe [1.3] | ||
| [Sakalava] Autre variété à gros fruits du Ficus cocculifolia Baker (Moraceae), mais plus sucrés, de meilleure qualité. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Ficus cocculifolia sakalavarum | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |
|