|
|
|
|

Teny iditra vavy
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [1.1]
 Female
A female [1.7]
 Femelle [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Femelle [1.405]
Voambolana 
Ohatra 
1Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy [2.472]
2Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470]
Sampanteny 
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24