|
|
|
|

Teny iditra adinadina (adina)
Sokajin-teny anarana
  adina [1.2]
 Famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany! [1.62]
 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra 
1Tsy mety mandry tsinona ny eritreritro, hoy ilay ondrindrano tia adinadina. [1.251]
2I Doda no namarana ny vera, ka tonga dia nogohiny tsy nisy adinadina ny ambiny. [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20