|
|
|
|

Teny iditra adina
Sokajin-teny anarana
 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
Avina, antsafa, ontany, tanitany
Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
Mitovy hevitra: faka ~ fakafaka ~ fotopototra ~ hadihady ~ karoka ~ karokaroka. ~ savasava ~ sikotra ~ taratara [1.1]
 Examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2]
 A question, an examination [1.7]
 Question, examen [1.3, 1.8, 1.5]
 Information [1.5]
Ohatra eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [2.314]
Haiendriteny 
Tsotra : adina, adiko, adinao, adiny, adintsika, adinay, adinareo, adin', adin-, adim-, adi-
Tovy hevitra adinadina

Teny iditra adiña
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  [Betsileo] Foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [1.78]
Tovy hevitra mady

Teny iditra Adina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Adina [2.996]
 Adîn [2.996]
Voambolana 
Ohatra ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [2.996]
Lahatsoratra 

Teny iditra Adina
Sokajin-teny anarana
 Adina microcephala : sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/05